Italiano Italiano  Malagasy Malagasy
Francais Francais  English    English
 
Contact
Raha te-hifandray aminay ianao

Secrétariat 

Radio Don Bosco
Maison Don Bosco
BP 60, 105 Ivato-Aéroport
MADAGASCAR

Tel.  +261 20 2244387
Tel.  +261 20 2248063
Cell. +261 32 0720151
Fax  +261 20 2244511

rdb@radiodonbosco.org

Administration 

Radio Don Bosco
Maison Don Bosco 
BP 60, 105 Ivato-Aéroport
MADAGASCAR

Tel. +261 20 2244387
Fax +261 20 2248063

rdb@radiodonbosco.org

 

Te-hanampy anay ianao? 

Radio Don Bosco dia Radio Salezianina, ka ny imasoany mandrakariva dia ny fampivoarana ny olombelona manontolo: ara-panahy sy ara-pivelomana.

Noho izany, mila namana ny Radio Don Bosco. Namana tsy ho eo anilany fotsiny hihoby sy hamporisika azy, fa namana hifanome tànana amin'ny enti-manana ireo kasainy sy ataony rehetra ho an'ny tanora sy ireo tra-pahasahiranana. Raha te-hitondra ny anjara birikinao ianao dia arotsahy izay foinao ao amin'ny C/C N. 36885028, ho an'ny FONDAZIONE DI RELIGIONE DON BOSCO NEL MONDO - RAMO BENEFICENZA ONLUS - VIA DELLA PISANA, 1111 - 00163 ROMA RM (mariho tsara hoe: ho an'ny RADIO DON BOSCO MADAGASCAR).